Skip to main content

Full text of "Malagasy Genesis Translation"

See other formats









9 



NA 




Ny namoronan' Andriamanitra izao 




xzao. 




AMIN 



oalohariy <'Andria 




J- mamtra nahary ny lanitra sy 
ny tany. 

2 Ary ny tany dia tsy nisy 
sady foana ; ary aizina no tambonin' 
ny lalina. *^Ary ny Fanahin' Andria- 
manitra nanomba tambonin* ny rano. 

3 s^Ary Andriamanitra nanao hoe: 
^Misia mazava; dia nisy maza%'a. 4 
Ary hitan' Andriamanitra fa tsara ny 




ary 




Andria 



manitra ny mazava sy ny maizina. 
5 xiry Andriamanitra nanao ny mazava 
hoe "^ * andro ' ; ary ny maizina nataony 
hoe *alina/ Dia nisy hariva, ary nisy 
maraina, — andro voalohany izany. 
6 Ary Andriamanitra nanao hoe: 



M 



habafcabaka 




ny 




rano ; ary aoka hampisaraka ny rano 
amin' ny rano izy. 7 Ary Andriamani- 
tra nanao ny habakabaka <*ka nampi- 

ny rano ambanin' ny habaka- 
baka tamin* ny rano « ambonin* ny haba- 

Ary Andria- 
manitra nanao ny habakabaka hoe 

a, ary nisy 






kabaka ; dia nisy izany 



lanitra.' Dia nisy hari\ 
maraina, — andro faharoa 
9 Ary Andriamanitra nanao hoe : 

Aoka hiangona ny rano eny ambanin' 
ny lanitra ho eo amin' ny fitoerana 
tray, ary aoka hiseho ny maina ; dia 
nisy izany. 10 Ary Andriamanitra 
nanao ny maina hoe *tany'; ary ny 
rano tafangona nataony hoe *rano- 
masina.' Ary hitan* Andriamanitra fa 

* 

1 

11 Ary Andriamanitra nanao hoe: 
Aoka ny tany * haniry ahitra sy anana 
mamoa ary hazo flhinam-boa izay 
inamoa, samy araka ny karazany 

ka manam-boa ao aminy 





a Deo. 4. 19. 

Sal. 74. 16. 
& 136. 7. 

b Jao.1.1,2. 
Heb. 1 . 10. 

c Sal. 8. 3. & 
88. 6. & 89. 
12, IS. & 
102. 26. & 
1S6. 5. & 
146. 6. 
Isa. 44. 24. 
Jer. 10. 12. 
& 51. 15, 
Zak. 12. 1 . 
Asa 14. 15. 
& 17. 24. 
Kol. 1. 16, 

17. 

Heb. 11. 8. 
Apok. 4. 
11. 

& 10. 6. 

d Sal. 74. 17. 
& 104. 19. 

e Sal. 38. 6. 
Isa. 40. 13, 
14. 

/ Sal. 186. 7, 
8, 9. & 148. 
8,6. 

g Sal. 8S. 9. 

h Sal. 8, 8. 

% 2Kor.4.6. 
h Joba 88. 7 
I Jer. 81. 35. 

mSal. 74, 16. 

& 104. 20. 

n Joba87.18. 
Sal. 136. 5. 
Jer. 10. 12, 
& 61. 15. 



Misia *fanazavana eny amin' ny haba- 
kabaky ny lanitra hampisaraka ny 
andro sy ny alina ; ary aoka ho faman- 
tarana sy ho <* fotoana ary ho andro sy 
taona ireo. 1 5 Ary aoka ho f anaza vana 
eny amin' ny habakabaky ny lanitra 
izy hanazava eny ambonin' ny tany 



/ nanao 



izany. 16 Ary Andriamanitra 



fanazavana 



lehibe — dia 



fanazavana lehibe ho mpanapaka 



andi 

mpana 




ny 
ny 



fanazavana 

sy ny 




k 




17 Ary Andriamanitra nametraka assy 
eny amin' ny habakabaky ny lanitra 
hanazava eny ambonin* ny tany, 18 sy 
ho ^mpanapaka ny andro sy ny alina, 
ary hampisaraka ny mazava sy ny mai- 
zina. Ary hitan' Andriamanitra fa 
tsara izany. 19 Dia nisy hariva, ary 
nisy maraina, — andro fahefatra izany. 
Ary Andriamanitra nanao hoe : 
Aoka ny rano ho be zava-manan 

ary aoka hisy vorona 

nin' ny tany eny amin' 

ny lanitra. 21 Ary ^ Andriamanitra 

nahary ny biby vaventy anaty rano sy 





ambo- 
habakabaky 



ny 



zava-manan 



mihetsiketsika 



rehetra, izay efa betsaka ao amin ny 
rano, samy araka ny karazany a^^% 



ary ny 



oro-manidina rehetra 




araka ny karazany avy. Ary hitan' 

Andriamanitra fa tsara izany. 22 Ary 
Andriamanitra nitso-drano azy hoel 
*Maroa anaka sy mihabetsaha ary 
mamenoa ny rano ao amin' ny rano- 



masma 



u 



avy. 



eny 



ambonin' ny tany ; dia nisy izany. 
12 Ary ny tany naniry ahitra sy anana 
mamoa, samy araka ny karazany avy, 
ary hazo mamoa izay manam-boa ao 
aminy, samy araka ny karazany avy. 
Ary hitan' Andriamanitra fa tsara 



; ary aoka ny vorona hihamaro 
eny ambonin' ny tany, 28 Dia nisy 

o Oha. 8. 28. ) hariva, ary nisy maraina, — andro f aha^ 

dimy izany. 

24 Ary Andriamanitra nanao hoe : 
Aoka ny tany hamoaka zava-manan- 
aina, samy araka ny karazany avy, 
dia biby flompy sy biby mandady na 
mikisaka ary bibi-dia, samy araka ny 
karazany avy ; dia nisy izany. 25 Ary 

Andriamanitra nanao ny bibi-dia, samy 
araka ny karazany avy, sy ny biby 



izany. 13 Dia nisy hariv 
maraina, — andro fahatelo i 



ary nisy 



p Cten. 8, 20. 

& 7k 14. 
& 8. 19. 
Sal. 104.26. 

q Sal. 148. 4. 

r Joba26.10. 

& 38. 8. 

Sal. 88. 7. 
& 95. 5. 
& 104. 9. 
&136. 6. 
Oka. 8. 29. 
Jer. 5. 22. 
2 Pet. 3. 5. 

« Gen. 8.17. 
t Heb. 6. 7. 




samy araka 



karazany avy 



14 Ary Andriamanitra nanao hoe : I ** i^>o- s* ** 



arj*^ ny biby rehetra izay mandady na 
mikisaka an^in' ny tany, samy araklk 
ny karazany avy. Ary hitan' Andria- 
manitra fa tsara izany. 
28 Ary Andriamanitra rianao hoe: 




OENESISY 



9 




2. 



'Andeha Isika hamoi^/na olona tahaka 
ny endritsika, araka ny tarehintsika ; 
ary ^ aoka izy hanjaka amin* ny haza- 
Ddrano ao amin' ny ranomasina sy ny 
Yoro-manidina sy ny biby fiompy sy 
ny tany rehetra ary ny biby rehetra 
izay mandady na mikisaka amin' ny 



tany. 



27 Ary Andriamanitra nahary 



ny olona tahaka ny endriny; * tahaka 
ny endrik' Andriamanitra no namoro- 
nany azy ; "* lah y sy va vy no namoro- 
nany azy. 

28 Ary Andriamanitra nitso-drano azy 
hoe : P Maroa f ara sy mihabeteaha ary 
mamenoa ny tany, ka mampanompoa 
azy ; ary mai^ak^ amin* ny hazandrano 
ao amin* ny ranomasina sy ny voro-ma- 
nidina ary ny biby rehetra izay mihetsi- 
ketsika ambonin' ny tany. 

29 Ary Andriamanitra nanao hoe : 
Indro, efa nomeko anareo ny anana 
manintsam-boa rehetra izay ambonin' 
My tany rehetra ary ny hazo rehetra 
izay misy voa sady manintsam-boa; 

* dla ho fihinana ho anareo ireny. 30 Ary 
ny "amin' ny bibi-dia rehetra sy ny 

* voro-manidina rehetra ary ny zava- 
manan-aina rehetra izay mandady na 
mikisaka amin' ny tany, dia efa nomeko 
azy ny zava-maitso rehetra ho flhinany ; 
dia nisy izany. 

81 Ary 'hitan* Andriamanitra izay 
rehetra nataony, ary, indro, tsara indri- 
ndra izany. Dia nisy hariva, ary nisy 
niaraina, — andro fahenina izany. 

Dia vita ny lanitra sy ny tany sy 
^izay rehetra ao aminy. 2 <^Ary 
tamin' ny andro fahafito dia vitan' 
Andriamanitra ny asa efa nataony ; aiy 
dia nitsahatra tamin' ny andro fahafito 
Izy tamin' ny asany rehetra izay efa 
nataony. 8 Ary Andriamanitra ^ nitahy 
ny andro fahafito sy nanamasina azy, 
satria tamin' izany no nitsaharan' 
Andriamanitra tamin* ny asany rehetra 
izay noforoniny tamin* ny nanaovany 
azy. 




JVy saha tao Edena^ sy ny toetry ny 

olonibelonr fony tsy mbola nanota 
izy. 

4 ' A RY izao no tantaran' ly lanitra sy 
iX ny tany tamin* ny uamoronana 
azy, dia tamin' ny andro nanao van' 
i Jehovah Andriamanitra ny tany sy ny 
lanitra : 5 Ny ^ hazo madinika famboly 
dia tsy mbola nisy teo amin' ny tany, 
ary ny anana famboly tsy mbola nisy 
naniry; fa *>tsy mbola nampilatsaka 
ranonorana tambonin' ny tany Jehovah 
Andriamanitra, ary tsy nisy olona 
'hiasa ny tany; 6 nefa nisy zavona 



a Gen. 5. 1. 
&9. 6. 
Sal. 100. S. 
Mp.T.7.29. 
Asa 17. 26. 
28,29. 

1 Kor.11.7. 
Ef. 4. 24. 

Kol. 8. 10. 

Jak. 8. 9. 
b Gen. 9. 2. 

Sal. 8. 6. 
e Gen. 3. 19. 

Sal.103.14. 

Mp.T.12.7. 
Isa. 64. 7. 
d Joba 83. 4. 

Asa 17. 25. 

e Gen. 7. 22. 

Isa. 2. 22. 

/ 1 Kor. 15. 
45. 

g Gen.13.10. 

Isa. 51. S. 

k Gen. 8. 24. 

i Gen. 4. 16. 

k 1 Kor.11.7. 
I and. 15. 

mGen. 5. 2. 

Mai. 2. 15. 

Mat. 19. 4. 

Mar. 10.6. 
n Ezek. 81 .8. 

Gen. 3. 22. 
Oha. 3. 18. 

& 11. ao. 

Apok. 2. 7. 
& 22. 2. 14. 

p Gen. 9. 1,7. 

Lev. 26. 9. 

Sal. 127. 3. 
q and. 17. 
r Gen.25.18. 

s Nom. 11.7. 

t Gen. 9. 8. 
.7oba.S6.31. 
Sal. 104.14, 
15. & 136. 

25.&l46.i7. 
tt Sal. 145. 15. 

16. & 147. 9. 
X Joba38.41. 

y Dan. 10. 4. 

z Sal. 104.24. 

1 Tim. 4. 4. 
a and. 8. 
b Sal. .<t3. 6. 
c Eks. 20.11. 

&31. 17. 

Deo. 5. 14. 
d and. 9. 
e Gen. 3. 1, 

3, 11, 17. 
/ Gen. 3. 3. 

Bom. 6.28. 

Jak. 1. 15. 

lJao.5.16. 
g N«h. 9. 14. 

Isa. 58. 13. 
h Gen. 8. 12. 

1 Kor.11.9. 

lTlm.2.18. 
i Gen. 1. 20. 
k Sal. 8. 6. 

Gen. 6. 20. 

1 Gen. 1.1. 
Sal. 90.1,2. 

mGen. 1. 12. 

Sal.104.14. 
nGen.15.12. 

1 Sam. 26. 
12. 

o JobaS8.26. 






p Gen. 8. 23. 



niakatra avy tamin' ny tany ka na- 
ndena ny tany rehetra. 



7 Ary 



tany no namoronan* i 



Jehovah Andriamanitra ny olona, ary 

^'nofofoniny fofonaina mahavelona ny 

*vavorony ; dia tonga /olombelona izy.i 

8 Ary Jehovah Andriamanitra nanao 

saha tao '^Edena *tany atsinanana. 



ka napetrany ' tao ralehilahy izay nofo 
roniny. 9 Ary nampanirin* i Jehovah 
Andriamanitra teo amin' ny tany ny 
♦» hazo rehetra izay maha-te-hizaha sady 
tsara ho fihinana, ary ny " hazon' aiiia 

ha sy ny « hazo fa hala- 




«rtf 



teo afovoan' ny 

lana ny tsara sy ny ratsy. 

10 Ary nisy ony nivoaka avy tao 
Edena handena ny saha ; hatreo izy dia 
nizara ka nisampana efatra : 2 11 Ny 
anaran' ny voalohany dia Pisona ; io no 
mandeha manodidina ''ny tany Hav 
rehetra, izay misy ny volamena ; 



12 



ary tsara ny volamena amin' izany 
tany izany ; * any ny bedola sy ny vato 
beryla. 13 Ary ny anaran* ny ony fa- 
haroa dia Gihona ; io no mandeha 
manodidina ny tany Kosy rehetra. 
14 Ary ny anaran* ny ony fahatelo dia 



Hidekela 



mandeha tandrifin 



A Syria. Ary ny ony fahefatra dia 
Eofrata. 

15 Ary Jehovah Andriamanitra nito- 
ndra an-dralehilahy ka namponina azy 
* tao amin' ny saha Edena hiasa sy hita- 
ndrina azy. 

16 Ary Jehovah Andriamanitra na- 
ndidy an-dralehilahy ka nanao hoe : Xy 
hazo rehetra eo amin' nv saha dia azo- 



nao ihinanana ihany ; 17 



ny hazo 



f ahalalana ny tsara sy ny ratsy * dia aza 
ihinanana ; fa amin* ny andro izay 

ihinananao azy dia / ho faty tokoa hia- 
nao. 

18 Ary Jehovah Andriamanitra nanao 
hoe : Tsy tsara raha irery ralehilahy ; 



dia 



ako vady sahaza ^ ho 



izy. 

19 ' Ary tany no namoronan' i Jehovah 
Andriamanitra ny bibi-dia rehetra sy 
ny voro-manidina rehetra ; dia ^'nentiny 
tany amin-dralehilahy ireny hahitany 
izay hanononany azy avy ; ary izay 
rehetra nanononan-dralehilahy ny zava- 
manan-aina rehetra, dia izany no ana- 
rany. 20 Dia nomen-dralehilahy ana- 
rana ny biby fiompy rehetra sy ny 
voro-manidina mbamin' ny bidi-dia 
rehetra ; nefa tsy hita izay vady sab aza ^ 
ho an-dralehilahy. 



21 Ary Jehovah Andriamanitra 



n 



na- 



hasondrian-tory an-dralehilahy, ka dia 
natory izy ; dia naka ny taolan-tehezany 
anankiray Izy ka nanakombona nofo ho 
solony. 22 Ary ny taolan-tehezana izay 



1 Hebreo, ton ''a manan-aina ny olona. 



* Hcb, tonga lohany efatra. 

6 



3 Heh. mpanaxnpy tandrlfiBy 



GENESISY 



9 



2. 3. 



nalaln' i Jehovah Andriamanitra tamin- 
dralehilahy dia nataonyi vehivavy ka 
*• nentiny tany amin-dralehilahy. 23 Ary 
hoy ralehilahy: Ankehitriny ''dia tao- 
lana avy amin' ny taolako sy nofo avy 
amin' ny nofoko ity ; ity dia hatao hoe 
* vehivavy,' 2 dsatria lehilahy^ no na- 

nalana azy. 

24 Ary *noho izany ny lehilahy dia 
haiidao ny rainy sy ny reniny ka hika- 
mbana amin* ny vadiny ; ary dia ho 
nofo iray ihany ireo. 

25 Ary J'nitanjaka izy mivady, dia 
ralehilahy sy ny vadiny, nefa tsy naha- 
lala '* henatra izy. 





Ny nanotarC i Adama sy JEva^ sy izay 
nataon' Andriamanitra taminy. 

RY ny * menarana dia ' f etsy noho 
ny bibi-dia rehetra izay nataon' 
i Jehovah Andriamanitra. Ary hoy izy 
tamin-dravehivavy : Hanky ! efa na- 
taon' Andriamanitra hoe : Aza ihina- 
nanareo ny hazo rehetra eo amin' ny 
saha ? 2 Fa hoy ra vehivavy tamin' ny 
menarana : Ny voan' ny hazo eo amin' 

ihinanana ihany ; 



ny 



dia 



3 9 fa ny voan' ny hazo eo afo\ 
saha kosa no efa nataon* Andriamani 
tra hoe : Aza ihinananareo na tendre 
nareo izany, fandrao maty hianareo 

4 "Ary hoy ny menarana tamin-dra 
vehivavy : Tsy ho faty tsy akory hia 



nareo : 5 fa 



Andriamanitra fa 



amin izay andro hihinananareo azy dia 
^ hahiratra ny masonareo, ka ho tahaka 
an' Andriamanitra hianareo, hahalala 
ny tsara sy ny ratsy. 

6 Ary hitan-dravehivavy fa tsara ho 
fihinana ny hazo sady mahafinaritra 
ny maso ary hazo mahatsiriritra ha- 



mpahahendi 



dia 



Aoany ''ka nihinanany 



nanotazany 



ny 



ary nomeny 



adiny, ka ^dia nihinana izy 



7 Dia Miahiratra ny mason 
ady, ka * fantany fa mitanjaka izy 



mi 



sikina ho 



ka nataony 



8 Ary nandre ' an' i Jehovah Andria 
manitra nitsangantsangana teo amin 
ny saha izy, rehefa ho hariva ny andro 



ta 



ralehilahy 



ny vadiny 



i Jehovah Andriamanitra tao 



anaty hazo tao amin' ny saha 

9 Ary Jehovah Andriamanitra dia 
niantso an-dralehilahy ka nanao ta- 
miny hoe: Aiza moa hianao? 10 Dia 
hoy izy: Nandre Anao tao amin' ny 
saha aho; i'dia natahotra aho, satria 
mitanjaka, ka dia niery. 




a Oha.l8.22, 

Heb. IS. 4. 
h Gen.29.14. 

Mpit. 9. 2. 

2 Sam. 5.1. 
c Gen. 2. 18. 

JobaSl .S.S. 

Oha.28.18. 
d 1 Kor.11.8. 

e Sal. 45. 11. 

Mat. 19. 5. 
Mar. 10. 7. 
1 Kor.6.16. 
/ 2Kor.ll.3. 
1 Tim.2.14. 
Gen. 8. 7. 

Eks. 82.25. 

Isa. 47. 8. 
i Isa. 65. 25. 

Mik. 7. 17. 
k Apok.12.9. 
I 2Kor.ll.d. 
mMat. 8. 7. 

Jao. 8. 44. 

Asa 18. 10. 

n Sal.132.11. 

Isa. 7. 14. 
Mik. 5. 3. 
Mat. 1. 23. 
Lio. 1. 81. 
Gal. 4. 4. 
olloin.16.20. 

Kol. 2. 15. 

Heb. 2. 14. 

1 Jao. 5.5. 

p Sal. 48. 6. 
Isa. 18. ft. 
Jao. 16. 21. 

q Gen. 2. 17. 

r 1 Kor.11.8. 
Ef. 6. 22. 
lTim.2.11, 
12. Tit,2.5. 

1 Pet. 8. 1. 
i 2Kor.ll.3. 

lTim.2.14. 
t 1 Sam. 15. 

23. 
u and. 6. 
X Gen. 2. 17. 
j/Mp.T. 1.2. 

Isa.24.5, 6. 
z Asa 26. 18. 
a Joba 5. 7. 

Mp.T.2.23. 

b JobaSl. 40. 
c Sal.104.14. 

d Mp.T.1.13. 

2 Tes. 8.10. 

e 1 Tim.2.14. 

/ Gen. 2. 7. 
g and. 12, 17. 
h Joba21.26. 

& 84. 15. 

Sal. 104 .29. 

Mp.T.3.20. 

& 12. 7. 

Ilora.5. 12. 

Heb. 9. 27. 

i and. 5. 

k Gen. 2. 25. 

I Joba.SS. 1. 

m JobaSl. 88. 

Jer. 2^^. 24. 

Amo. 9. 3. 
n and. 5. 
Gen. 2. 9. 
p Gen. 2. 25. 

Eks. 3. 6. 

1 Jao. 8.20. 

q Gen. 4. 2. 
&9. 20. 



11 Ary hoy Izy: Iza moa no nana- 
mbara taminao fa mitanjaka hianao? 
Efa nihinananao va ny hazo izay na- 
ndrarako anao tsy hihinananao ? 12 Dia 



hoy ralehilahy 



Ny vehivavy izay 



nomenao ho namako, izy no nanome 
ahy ny voankazo, ka dia nihinana aho. 

13 Ary hoy Jehovah Andriamanitiu 
tamin-dravehivavy: Inona izao na- 
taonao izao? Dia hoy ra vehivavy: 
/Ny menarana no namitaka ahy, ka 
dia nihinana aho. 

14 Ary hoy Jehovah Andriamanitra 
tamin' ny menarana: Satria nanao 
izany hianao, koa amin' ny biby fiompy 



rehetra 



bibi-dia rehetra dia hia 



nao no voaozona:^ ny kibonao no 






handehananao, ary 
haninao amin 



»vovo-tany no ho 
andro rehetra hiai 



nanao. 15 Dia hampifandrafesiko hia- 
nao sy ny vehivavy ary ny "» taranakao 
sy ny "taranany: ^izy hanorotoro ny 
lohanao, ary hianao kosa hanorotoro 
ny ombelahin-tongony. 

16 Ary hoy koa Izy tamin-dravehi- 
vavy : Hahabe dia hahabe ny fahoria- 
n ao Aho, indrindra fa raha manan-anaka 
hianao ; ^ ary f ahoriana no hiterahanao 
zanaka ; ary ny vadinao no hiante- 
heran* ny fanirianao, ka izy no ^ hana- 
paka anao. 

17 Ary hoy koa Izy tamin' i Adama : 

* Satria efa nihaino ny feon* ny vadinao 
hianao, "ka nihinananao ny hazo izay 

* nandrarako anao hoe : Aza ihinananao 
izany, dia v voaozona ny tany noho izay 



nataonao 



fahoriana no hihinanans 



ny vokany amin' ny andro rehetra hiai- 
nanao. 18 ^ Ary haniry tsilo sy hery ho 
anao izy; «ary hohaninao ny anana 
famboly. 19 '^ Ny fahatsembohan' ny 
tavanao no hahazoanao hanina mandra- 
piverinao any amin' ny tany ; fa ny 
tany no nanalana anao ; fa /vovoka 
hianao, ary ^hiverina ho amin* ny7 
vovoka indray hianao. 
20 Ary ralehilahy nanao ny 
adiny hoe Eva,^ satria izv i 



anaran 



ny olombelona rehetra 

21 Ary Jehovah Andriamanitra na- 
nao akanjo hoditra ho an' i Adama sy 
ny vadiny ka nampiakanjo azy. 

22 Ary hoy Jehovah Andriamanitra : 
«Indro, ny olona efa tonga tahaka ny 
anankiray amintsika ka hahalala ny 
tsara sy ny ratsy; ary ankehitriny, 



andrao haninjitra 
hakany koa ny hazon 



t^nany izy. 



ka 



ary hoha 



niny, ka ho velona mandrakizay izy : 

no l_-^ JM ^ • __«• T_l_ ^ a I. 



23 ka d ia 



Jehovah Andriama 



nitra tamin' ny saha Edena izy « hiasa 



' Heb. naraftny. 

5 aviavimbazaha. 
7 Na : body. 



2 Heb. 

» Na : 



ishah. 3 H^if, igh. 4 Na : maha-te-hisaha. 

Satria nanao izany hianao, dia voaozona mihoatra noho ny biby. ato. 

8 Eva=AinR. 




ny tany izay nanalana azy. 24 Eny, 
Tioroahiny ny olona ; ary nanipitoeriny 
tany ^atsinanan' ny saha Edena ny 
*kerobima sy ny lelafon' ny sabatra 



mihebiheby hiambina ny IMaaa manka- 
ily amin' ny hazon' aina. 



UBS-KBS 1997-5M-043P 



ISBN 9966 843 38 8